<-
->

2Tt / 2Tan 31:1 Now when all this was finished, all Israel that were present went out to the cities of Judah, and brake the images in pieces, and cut down the groves, and threw down the high places and the altars out of all Judah and Benjamin, in Ephraim also and Manasseh, until they had utterly destroyed them all. Then all the children of Israel returned, every man to his possession, into their own cities. Ary nony vita izany rehetra izany, dia niainga nankany an-tanànan' ny Joda ny Isiraely rehetra izay tao ka nanorotoro ny tsangam-baton-tsampy sy nikapa ny Aseraha ary nandrava ny fitoerana avo sy ny alitara eran' i Joda sy Benjamina rehetra ary tany Efraima sy Manase koa ambara-paharavany azy rehetra. Dia samy nody ho any amin' ny taniny sy ny tanànany avy ny Zanak' isiraely rehetra. Nony vita izany rehetra izany, dia niainga ny avy amin' Israely rehetra izay teo, nankany amin' ny tanànan' i Jodà, ka notorotoroiny ny tsangam-bato, nokapainy ny aserah, noravany avokoa ny fitoerana avo aman' otely eran' i Jodà sy Benjamina mbamin' i Efraima sy Manase, nataony fongotra mihitsy. Izay vao samy nody ho any an-tanànany ny zanak' Israely rehetra, samy ho any amin' ny anjara taniny. Quand tout cela fut terminé, tous les Israélites qui se trouvaient là allèrent dans les villes de Juda briser les stèles, couper les pieux sacrés, saccager les hauts lieux et les autels pour en débarrasser entièrement tout Juda, Benjamin, Éphraïm et Manassé. Puis tous les Israélites retournèrent dans leurs villes, chacun dans son patrimoine.