<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 31:13 | And |
Ary Jehiela sy Azazia sy Nahata sy Asahela sy Jerimota sy Jozabada sy Eliala sy Jismakia sy Mahata ary Benaia, fehin' i Konania sy Simey rahalahiny, no tonian' ireny, araka ny didin' i Hezekia mpanjaka sy Azaria, mpanapaka ny tranon' Andriamanitra. | ary Jahiela, Azariasa, Nahata, Asaela, Jerimota, Jozabada, Eliela, Jesmakiasa, Mahata sy Banaiasa no mpikarakara nofehezin' i Joneiasa sy Semeia rahalahiny, araka ny nandaharan' i Ezekiasa mpanjaka sy Azariasa mpanapaka ao amin' ny tranon' Andriamanitra, an' izany. |