<-
->

2Tt / 2Tan 31:2 And Hezekiah appointed the courses of the priests and the Levites after their courses, every man according to his service, the priests and Levites for burnt offerings and for peace offerings, to minister, and to give thanks, and to praise in the gates of the tents of the Lord. Ary Hezekia nanendry ny antokon' ny mpisorona sy ny Levita araka ny antokony avy, samy araka ny fanompoany avy, dia ny mpisorona sy ny Levita ho amin' ny fanatitra dorana sy ny fanati-pihavavana sy hanao fanompoam-pivavahana sy hisaotra ary hidera eny amin' ny vavahadin' ny tobin' i Jehovah. Naorin' i Ezekiasa ny fizarazaran' ny mpisorona sy ny Levita, araka ny antokony avy, - ny mpisorona sy ny Levita, samy araka ny raharahany avy, - hanaovana ny sorona dorana, ny sorom-pihavanana, ny fanompoam-pivavahana, ny hira amam-piderana, eo am-bavahadin' ny tobin' ny Tompo. Ézéchias rétablit les classes sacerdotales et lévitiques, chacun dans sa classe, selon son service, qu' il fût prêtre ou lévite, qu' il s' agît d' holocaustes, de sacrifices de communion, de service liturgique, d' action de grâces ou d' hymne, - dans les portes du camp de Yahvé.