<-
->

2Tt / 2Tan 32:1 After these things, and the establishment thereof, Sennacherib king of Assyria came, and entered into Judah, and encamped against the fenced cities, and thought to win them for himself. Ary rehefa afaka izany raharaha marina izany, dia avy Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, niditra tany Joda ary nanao fahirano ny tanàna mimanda ka nikasa hanafaka azy. Taorian' ireo zavatra aman' asa marina ireo, no niainga Senakeriba mpanjakan' i Asiria, ka niditra tany Jodà, dia nanorina toby hamely ny tanàna mimanda, ary nikendry ny hahafaka azy. Après ces actes de loyauté eut lieu l' invasion de Sennachérib, roi d' Assyrie. Il envahit Juda, campa devant les villes fortes et ordonna de lui en forcer les murs.