<-
->

2Tt / 2Tan 32:15 Now therefore let not Hezekiah deceive you, nor persuade you on this manner, neither yet believe him: for no god of any nation or kingdom was able to deliver his people out of mine hand, and out of the hand of my fathers: how much less shall your God deliver you out of mine hand? Koa ankehitriny, aza avela hamitaka anareo Hezekia, na hitaona anareo tahaka izao; aza mino azy ianareo; fa tsy nisy andriamanitra tany amin' ny firenena sy ny fanjakana rehetra izay nahavonjy ny olony tamin' ny tanako sy ny tanan' ny razako; koa aiza ny Andriamanitrareo no hahavonjy anareo amin' ny tanako? Koa ankehitriny, aza dia mety hambosin' i Ezekiasa na hofitahiny hianareo! Ary aza matoky azy. Fa ny andriamanitry ny firenena sy ny fanjakana hafa rehetra tsy nisy nahavonjy ny vahoakany tamin' ny tànako sy ny tanan' ny razako, ka mainka tsy hahavonjy anareo amin' ny tànako izay Andriamanitrareo. Et maintenant, qu'Ézéchias ne vous leurre pas! Qu' il ne vous abuse pas ainsi! Ne le croyez pas, car aucun dieu d' aucune nation ni d' aucun royaume ne peut délivrer son peuple de ma main pas plus que de celle de mes pères; votre dieu ne vous délivrera pas davantage de ma main. "