<-
->

2Tt / 2Tan 32:18 Then they cried with a loud voice in the Jews' speech unto the people of Jerusalem that were on the wall, to affright them, and to trouble them; that they might take the city. Dia niantso tamin' ny feo mahery izy ka nanao teny Jiosy teo anatrehan' ny mponina tany Jerosalema izay teny ambonin' ny manda hampitahorany sy hampangorohoroany azy mba hahafahany ny tanàna. Tamim-peo avo sy amin' ny fiteny Jody, no niantsoantsoan' ireo mpanompony tamin' ny vahoaka tao Jerosalema izay teny ambony manda, mba hampitahotra sy hampivadi-po an' ireo, hahazoany ny tanàna. Ils s' adressaient en criant, en judéen, au peuple de Jérusalem qui se trouvait sur les murs, pour l' effrayer et le bouleverser et par suite capturer la ville;