<-
->

2Tt / 2Tan 32:20 And for this cause Hezekiah the king, and the prophet Isaiah the son of Amoz, prayed and cried to heaven. Ary noho izany dia nivavaka Hezekia mpanjaka sy Isaia mpaminany, zanak' i Amoza, ka nitaraina tamin' ny lanitra. Noho izany dia raikitra nivavaka Ezekiasa mpanjaka sy Izaia mpaminany, zanak' i Amosa, ka nitaraina tamin' ny lanitra izy. Dans cette situation, le roi Ézéchias et le prophète Isaïe, fils d' Amoç, prièrent et implorèrent le ciel.