<-
->

2Tt / 2Tan 32:21 And the Lord sent an angel, which cut off all the mighty men of valour, and the leaders and captains in the camp of the king of Assyria. So he returned with shame of face to his own land. And when he was come into the house of his god, they that came forth of his own bowels slew him there with the sword. Ary Jehovah naniraka anjely izay nandringana ny lehilahy mahery rehetra sy ny mpanapaka ary ny komandy teo an-tobin' ny mpanjakan' i Asyria, ka dia lasa nody amin-kenatra Sankeriba. Ary nony niditra tao an-tranon' ny andriamaniny izy, dia namono azy tao tamin' ny sabatra ny zanany naterany. Dia naniraka anjely anankiray Iaveh ary naringan' io avokoa ny lehilahy mahery sy ny filohany mbamin' ny lehibe teo an-tobin' ny mpanjakan' i Asiria, ka lasa nody any amin' ny taniny, safo-kenatra, ity mpanjaka. Nony tafiditra tao an-tranon' ny andriamaniny izy, dia ny sasany tamin' izay naloaky ny kibony no namono azy tamin' ny sabatra. Yahvé envoya un ange qui extermina tous les vaillants preux, les capitaines et les officiers, dans le camp du roi d' Assyrie; celui-ci s' en retourna, le visage couvert de honte, dans son pays; puis il entra dans le temple de son dieu où quelques-uns de ses enfants le frappèrent de l'épée.