<-
->

2Tt / 2Tan 32:22 Thus the Lord saved Hezekiah and the inhabitants of Jerusalem from the hand of Sennacherib the king of Assyria, and from the hand of all other, and guided them on every side. Toy izany no namonjen' i Jehovah an' i Hezekia sy ny mponina tany Jerosalema tamin' ny tànan' i Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, sy tamin' ny tanan' ny fahavalony rehetra; eny, niaro azy tamin' ny manodidina rehetra Izy. Ary namonjy an' i Ezekiasa sy ny mponina tao Jerosalema, tamin' ny tanan' i Senakeriba mpanjakan' i Asiria, sy tamin' ny tanan' ny fahavalony rehetra, Iaveh, nitari-dàlana azy ireo, na ho aiza na ho aiza. Ainsi Yahvé sauva Ézéchias et les habitants de Jérusalem de la main de Sennachérib, roi d' Assyrie, et de la main de tous les autres. Il leur donna la tranquillité sur toutes leurs frontières.