<-
->

2Tt / 2Tan 32:23 And many brought gifts unto the Lord to Jerusalem, and presents to Hezekiah king of Judah: so that he was magnified in the sight of all nations from thenceforth. Ary ny maro nitondra fanatitra ho an' i Jehovah tany Jerosalema sy zava-tsoa ho an' i Hezekia, mpanjakan' ny Joda; dia nalaza teo imason' ny firenena rehetra izy hatramin' izany. Maro ny olona nitondra fanatitra ho an' ny Tompo tany Jerosalema ary fanomezana sarobidy ho an' i Ezekiasa mpanjakan' i Jodà, izay tonga voasandratra teo imason' ny firenena rehetra hatramin' izay. Beaucoup apportèrent à Jérusalem une oblation à Yahvé et des présents à Ézéchias roi de Juda qui, à la suite de ces événements, acquit du prestige aux yeux de toutes les nations.