<-
->

2Tt / 2Tan 32:24 In those days Hezekiah was sick to the death, and prayed unto the Lord: and he spake unto him, and he gave him a sign. Tamin' izany andro izany dia narary efa saiky maty Hezekia, koa dia nivavaka tamin' i Jehovah izy, ary Jehovah niteny taminy ka nanome azy famantarana. Tamin' izany andro izany, narary efa ho faty Ezekiasa, ka nivavaka tamin' ny Tompo, dia niteny taminy Iaveh sy nanao fahagagana ho azy. En ces jours-là, Ézéchias tomba malade et fut sur le point de mourir. Il pria Dieu qui l' exauça et lui accorda un miracle.