<-
->

2Tt / 2Tan 32:26 Notwithstanding Hezekiah humbled himself for the pride of his heart, both he and the inhabitants of Jerusalem, so that the wrath of the Lord came not upon them in the days of Hezekiah. Kanefa Hezekia nanetry tena noho ilay efa niavonavonan' ny fony, dia izy sy ny mponina tany Jerosalema, ka dia tsy niharan' ny fahatezeran' i Jehovah ireo fahavelon' i Hezekia. Dia nanetry tena Ezekiasa noho ilay niavonavonan' ny fony, dia izy mbamin' ny mponina ao Jerosalema, ka tsy niharan' ny fahatezeran' ny Tompo izy ireo, nandritra ny andro niainan' i Ezekiasa. Toutefois Ézéchias s' humilia de l' orgueil de son coeur, ainsi que les habitants de Jérusalem : la colère de Yahvé cessa de s' appesantir sur eux du vivant d'Ézéchias.