<-
->

2Tt / 2Tan 32:32 Now the rest of the acts of Hezekiah, and his goodness, behold, they are written in the vision of Isaiah the prophet, the son of Amoz, and in the book of the kings of Judah and Israel. Ary ny tantaran' i Hezekia sisa mbamin' ny soa nataony, indro, efa voasoratra ao amin' ny fahitan' Isaia mpaminany, zanak' i Amoza, sy ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' ny Joda sy ny Isiraely izany. Ny asan' i Ezekiasa sisa, mbamin' ny asany momba ny fivavahana, dia efa voasoratra ao amin' ny Fahitan' Izaia mpaminany zanak' i Amosa sy ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' i Jodà sy Israely. Le reste de l' histoire d'Ézéchias, les témoignages de sa piété se trouvent écrits dans la vision du prophète Isaïe, fils d' Amoç, au livre des rois de Juda et d' Israël.