<-
->

2Tt / 2Tan 32:33 And Hezekiah slept with his fathers, and they buried him in the chiefest of the sepulchres of the sons of David: and all Judah and the inhabitants of Jerusalem did him honour at his death. And Manasseh his son reigned in his stead. Ary Hezekia lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao amin' ny fiakarana ho any amin' ny fasan' ny zanak' i Davida izy; ary ny Joda rehetra sy ny mponina rehetra tany Jerosalema nanome voninahitra azy tamin' ny nahafatesany. Ary Manase zanany no nanjaka nandimby azy. Dia nodimandry any amin' ny razany Ezekiasa, ka nalevina teo amin' ny fitoerana ambony indrindra, amin' ny fasan' ny taranak' i Davida, ary tamin' ny nahafatesany, dia niara-nanome voninahitra azy Jodà rehetra sy ny mponina ao Jerosalema. Manase zanany no nanjaka nandimby azy. Ézéchias se coucha avec ses pères et on l' enterra sur la montée des tombeaux des fils de David. A sa mort, tous les Judéens et les habitants de Jérusalem lui rendirent honneur. Son fils Manassé régna à sa place.