<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 32:5 | Also he strengthened himself, and built up all the wall that was broken, and raised it up to the towers, and another wall without, and repaired |
Dia nohereziny namboariny avokoa izay rava tamin' ny manda sady nasiany tilikambo teny amboniny sy manda hafa koa teo ivelany, dia namboatra an' i Milo tao an-tanànan' i Davida sady nanao lefona aman' ampinga betsaka izy. | Nahazo hery Ezekiasa, ka namboariny avokoa ny manda rava, nohavaoziny ny tilikambo, naoriny ny manda hafa teo ivelany, nohamafisiny Melao tao an-tanànan' i Davida, ary nampanao fiadiana aman-ampinga betsaka izy. |