<-
->

2Tt / 2Tan 32:7 Be strong and courageous, be not afraid nor dismayed for the king of Assyria, nor for all the multitude that is with him: for there be more with us than with him: Mahereza ka matanjaha; aza matahotra na mivadi-po noho ny mpanjakan' i Asyria sy ny hamaroan' ny olona rehetra izay entiny; fa ny momba antsika dia be noho ny momba azy. Matanjaha sy mahereza, fa aza matahotra na manam-badi-po eo anoloan' ny mpanjakan' i Asiria sy ireo vahoaka maro be momba azy. " Soyez fermes et tenez bon; ne craignez pas, ne tremblez pas devant le roi d' Assur et devant toute la foule qui l' accompagne, car Ce qui est avec nous est plus puissant que ce qui est avec lui.