<-
->

2Tt / 2Tan 33:11 Wherefore the Lord brought upon them the captains of the host of the king of Assyria, which took Manasseh among the thorns, and bound him with fetters, and carried him to Babylon. Dia nentin' i Jehovah hamely azy ny komandin' ny miaramilan' ny mpanjakan' i Asyria, dia nosamborin' ireo Manase ka nasiany masom-by sady nogadrany gadra varahina ary nentiny ho any Babylona. Tamin' izay dia nentin' ny Tompo hamely azy ireo ny lehiben' ny tafiky ny mpanjakan' i Asiria, nosamborin' ireo Manase tamin' ny masom-by, nogiazany tamin' ny gadra varahina roa, dia nentiny nankany Babilona. Alors Yahvé fit venir contre eux les généraux du roi d' Assyrie qui capturèrent Manassé avec des crocs, le mirent aux fers et l' emmenèrent à Babylone.