<-
->

2Tt / 2Tan 33:15 And he took away the strange gods, and the idol out of the house of the Lord, and all the altars that he had built in the mount of the house of the Lord, and in Jerusalem, and cast them out of the city. Dia nesoriny ireny andriamanikafa sy ny sampy tao an-tranon' i Jehovah mbamin' ny alitara rehetra izay efa naoriny teo an-tendrombohitry ny tranon' i Jehovah sy tany Jerosalema ka nariany teny ivelan' ny tanàna. Nesoriny tao an-tranon' ny Tompo ny andriamani-kafa, ny sampy, mbamin' ireo otely rehetra naoriny teo an-tendrombohitry ny tranon' ny Tompo, sy tao Jerosalema, ka nariany tany ivelan' ny tanàna. Il écarta alors du Temple de Yahvé les dieux de l'étranger et la statue, ainsi que tous les autels qu' il avait construits sur la montagne du Temple et dans Jérusalem; il les jeta hors de la ville.