<-
->

2Tt / 2Tan 33:25 But the people of the land slew all them that had conspired against king Amon; and the people of the land made Josiah his son king in his stead. Fa ny vahoaka kosa namono izay rehetra efa nikomy tamin' i Amona mpanjaka, dia nampanjaka an' i Josia zanany hisolo azy. Fa novonoin' ny vahoaka tamin' ny tany kosa izay rehetra niray tetika hamely an' i Amòna. Dia Josiasa zanany no natsangan' ny vahoaka tamin' ny tany ho mpanjaka hisolo azy. mais le peuple du pays frappa tous ceux qui avaient conspiré contre Amon et proclama roi à sa place son fils Josias.