<-
->

2Tt / 2Tan 33:7 And he set a carved image, the idol which he had made, in the house of God, of which God had said to David and to Solomon his son, In this house, and in Jerusalem, which I have chosen before all the tribes of Israel, will I put my name for ever: Ary izay sarin-javatra voasokitra momba ny sampy nataony dia napetrany tao an-tranon' Andriamanitra, izay nolazain' Andriamanitra tamin' Davida sy Solomona zanany hoe: Eto amin' ity trano ity sy eto Jerosalema, izay nofidiko tamin' ny firenen' isiraely rehetra, no hasiako ny anarako mandrakizay; Ny sarin' ny sampy nataony, dia napetrany tao amin' ny tranon' Andriamanitra izay nolazain' Andriamanitra tamin' i Davida sy Salomona zanany hoe: Eto amin' ity trano ity sy eto Jerosalema izay nofidiko teo amin' ny fokon' Israely rehetra no tiako hametrahana ny anarako mandrakizay. Il plaça l' idole, qu' il avait fait sculpter, dans le Temple de Dieu, dont Dieu avait dit à David et à son fils Salomon : " Dans ce Temple et dans Jérusalem, la ville que j' ai choisie entre toutes les tribus d' Israël, je placerai mon Nom à jamais.