<-
->

2Tt / 2Tan 33:8 Neither will I any more remove the foot of Israel from out of the land which I have appointed for your fathers; so that they will take heed to do all that I have commanded them, according to the whole law and the statutes and the ordinances by the hand of Moses. ary tsy hampandeha ny tongotry ny Isiraely intsony hiala amin' ny tany izay efa notendreko ho an' ny razanareo Aho, raha mba hitandrina koa izy hanao araka izay rehetra nandidiako azy, dia araka ny lalana rehetra sy ny didy ary ny fitsipika izay nampilazaina an' i Mosesy. Tsy havoakako hiala amin' ny tany notendreko ho an' ny razanareo ny tongotr' Israely, raha mbola tandremany ihany ny manaraka izay rehetra nandidiako azy koa izy, dia araka ny didy aman-dalàna ary fitsipika nomena tamin' ny alalan' i Moizy. Je ne détournerai plus les pas des Israélites de la terre où j' ai établi vos pères, pourvu qu' ils veillent à pratiquer tout ce que je leur ai commandé selon toute la Loi, les prescriptions et les coutumes transmises par Moïse. "