<-
->

2Tt / 2Tan 33:9 So Manasseh made Judah and the inhabitants of Jerusalem to err, and to do worse than the heathen, whom the Lord had destroyed before the children of Israel. Kanjo nampivily ny Joda sy ny mponina tany Jerosalema Manase mba hanao ratsy mihoatra noho ny firenena izay naringan' i Jehovah tsy ho eo anoloan' ny Zanak' isiraely. Ka dia Manase no tonga nampania an' i Jodà mbamin' ny mponina ao Jerosalema, ka nandroso nanao ratsy izy ireo mihoatra noho ireo firenena naringan' ny Tompo, teo anoloan' ny zanak' Israely. Mais Manassé égara les Judéens et les habitants de Jérusalem, au point qu' ils agirent encore plus mal que les nations que Yahvé avait exterminées devant les Israélites.