<-
->

2Tt / 2Tan 34:11 Even to the artificers and builders gave they it, to buy hewn stone, and timber for couplings, and to floor the houses which the kings of Judah had destroyed. dia nomeny ho an' ny mpandrafitra sy ry mpandatsa-bato hamidy vato voapaika sy hazo hatao sakamandimby sy lampihazo ho amin' ny trano izay nosimban' ny mpanjakan' ny Joda. Dia nomeny ny mpandrafitra hazo sy ny mpandrafitra vato izany, ary nividianany vato voapaika sy hazo handrafetana ny tafo ary hanasiana sakamandimby hatao amin' ny trano nosimban' ny mpanjakan' i Jodà. Ils le donnèrent aux charpentiers et aux ouvriers du bâtiment pour acheter les pierres de taille et le bois nécessaire au chaînage et aux charpentes des bâtiments qu' avaient endommagés les rois de Juda.