<-
->

2Tt / 2Tan 34:21 Go, enquire of the Lord for me, and for them that are left in Israel and in Judah, concerning the words of the book that is found: for great is the wrath of the Lord that is poured out upon us, because our fathers have not kept the word of the Lord, to do after all that is written in this book. Andeha manontany amin' i Jehovah ho ahy sy izay sisa amin' ny Isiraely sy ny Joda ny amin' ny tenin' io boky vao hita; fa mafy ny fahatezeran' i Jehovah naidiny amintsika noho ny tsy nitandreman' ny razantsika ny tenin' i Jehovah hanao araka izay rehetra voasoratra amin' io boky io. Mandehana hianareo, manontania amin' ny Tompo, ho ahy sy ho an' izay sisa amin' Israely sy Jodà, ny amin' ny teny amin' io boky vao hita io, fa lehibe ny fahatezeran' ny Tompo nirotsaka amintsika, satria ny razantsika tsy nitandrina ny tenin' ny Tompo amin' ny fanatanterahana izay rehetra voasoratra amin' io boky io. " Allez consulter Yahvé pour moi et pour ce qui reste d' Israël et de Juda, à propos des paroles du livre qui vient d'être trouvé. Grande doit être la colère de Yahvé qui s' est répandue sur nous parce que nos pères n' ont pas observé la parole de Yahvé en pratiquant tout ce qui est écrit dans ce livre. "