<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 34:22 | And |
Ary Hilkia sy izay notendren' ny mpanjaka dia nankany amin' i Holda mpaminanivavy, vadin' i Saloma, zanak' i Tokehata, zanak' i Hasra, mpitahiry ny fitafiana (fa nitoetra tany Jerosalema tao amin' ny tanàna ambany ravehivavy) ary niresaka izany taminy izy ireo. | Dia lasa Helkiasa mbamin' ireo voatendrin' ny mpanjaka, nankany amin' i Holdà mpaminany vavy, vadin' i Seloma, zanak' i Tekoata, zanak' i Hasrà, mpitahiry ny fitafiana. Tao Jerosalema amin' ny faritany faharoa ravehivavy no nitoetra. Nony voalazan' izy ireo taminy ny nanirahana azy, dia izao no nalazany azy ireo: |