<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 34:24 | Thus saith the |
Izao no lazain' i Jehovah: Indro, Izaho hahatonga loza amin' ity tanàna ity sy amin' ny mponina eto, dia ny ozona rehetra izay voasoratra ao amin' ilay boky efa novakina teo anatrehan' ny mpanjakan' ny Joda. | Indro aho hampidi-doza amin' ity toerana ity, sy amin' ny mponina ao aminy, dia ny ozona rehetra voasoratra amin' ny boky novakina teo anatrehan' ny mpanjakan' i Jodà. | Ainsi parle |