<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 34:33 | And |
Ary Josia nanaisotra ny fahavetavetana rehetra tamin' ny tany rehetra izay an' ny Zanak' isiraely sady nandidy izay rehetra teo amin' ny Isiraely hanompo an' i Jehovah Andriamaniny. Tamin' ny andro rehetra niainan' i Josia dia tsy mba niala tamin' ny fanarahana an' i Jehovah, Andriamanitry ny razany, ny olona. | Nofoanan' i Josiasa avokoa ny fahavetavetana teo amin' ny tany rehetra ananan' ny zanak' Israely, ary nodidiany hanompo an' ny Tompo Andriamaniny, ny olona rehetra teo amin' Israely. Ka raha mbola velona koa izy dia tsy mba niala tamin' ny fanarahana an' ny Tompo Andriamanitry ny razany izy ireo. |