<-
->

2Tt / 2Tan 34:5 And he burnt the bones of the priests upon their altars, and cleansed Judah and Jerusalem. Ary nandoro ny taolan' ny mpisorona teo ambonin' ny alitarany izy, ka dia nanadio an' i Joda sy Jerosalema. ary nodorany teo ambonin' ireo oteliny ny taolan' ny mpisorona. Dia nanadio an' i Jodà sy Jerosalema izy. Il brûla les ossements des prêtres sur leurs autels et purifia ainsi Juda et Jérusalem.