<-
->

2Tt / 2Tan 34:7 And when he had broken down the altars and the groves, and had beaten the graven images into powder, and cut down all the idols throughout all the land of Israel, he returned to Jerusalem. dia noravany koa ny alitara sy ny Aseraha; ary ny sarin-javatra voasokitra nomongomongoiny ho vovoka; ary ny tsangan-kazo ho an' ny masoandro eran' ny tanin' ny Isiraely rehetra dia nokapainy; ary dia niverina ho any Jerosalema izy. dia noravany koa ny otely, notorotoroiny nataony zary vovoka ny aserah sy ny sarin-javatra voasokitra, ary nazerany avokoa ny sary mivongana natokana ho an' ny masoandro, teo amin' ny tanin' Israely rehetra, vao niverina nankany Jerosalema izy. il démolit les autels, les pieux sacrés, brisa et pulvérisa les idoles, il abattit les autels à encens dans tout le pays d' Israël, puis il revint à Jérusalem.