<-
->

2Tt / 2Tan 35:12 And they removed the burnt offerings, that they might give according to the divisions of the families of the people, to offer unto the Lord, as it is written in the book of Moses. And so did they with the oxen. Dia natokany ny fanatitra dorana homen' ny olona araka ny fizaran' ny fianakaviany, mba hateriny ho an' i Jehovah araka izay voasoratra ao amin' ny bokin' i Mosesy. Ary toy izany koa tamin' ny omby. Natokany ny hatao sorona dorana, nozarainy amin' ny ankapobem-bahoaka araka ny fizaram-pianakaviany avy, hanaterany izany ho an' ny Tompo, araka ny voasoratra ao amin' ny bokin' i Moizy: torak' izany koa ny tamin' ny omby. Ils mirent à part l' holocauste pour le donner aux fractions des familles du peuple qui devaient faire une offrande à Yahvé, comme il est écrit dans le livre de Moïse; il en fut de même pour le gros bétail.