<-
->

2Tt / 2Tan 35:13 And they roasted the passover with fire according to the ordinance: but the other holy offerings sod they in pots, and in caldrons, and in pans, and divided them speedily among all the people. Ary ny Paska natsatsika tamin' ny afo araka ny fanao; fa ny zava-masina kosa nandrahoiny tao anaty vilany sy vilanibe ary kasiteronina, dia nozarainy faingana tamin' ny olona rehetra izany. Natsatsiny tamin' ny afo, araka ny fanao, ny Paka, nandrahoiny tamin' ny vilany sy vilanibe ary lapoaly, ny fanatitra masina, dia nozarainy faingana tamin' ny ankapobem-bahoaka rehetra. Ils cuirent au feu la Pâque selon la règle, et cuirent les mets sacrés dans des terrines, des marmites et des plats creux qu' ils portèrent en hâte à tout le peuple.