<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 35:25 | And |
Ary Jeremia dia nanao hira fisaonana an' i Josia, ary ny mpihiralahy sy ny mpihiravavy rehetra dia mahatsiahy an' i Josia mandraka androany, raha manao hira fisaonana, ka nataony fanao teo amin' ny Isiraely izany; ary, indro, efa voasoratra ao amin' ny fihirana fisaonana izany. | Namoron-kira fisaonana an' i Josiasa Jeremia, ary nilaza an' i Josiasa ny mpihira rehetra na lahy na vavy amin' ny hira fisaonana nataony mandrak' androany, ka tonga fanao eo amin' Israely izany; ka indro fa voasoratra ao amin' ny Fihirana fisaonana izany hira izany. |