<-
->

2Tt / 2Tan 35:26 Now the rest of the acts of Josiah, and his goodness, according to that which was written in the law of the Lord, Ary ny tantaran' i Josia sisa mbamin' ny soa nataony, araka izay efa voasoratra ao amin' ny lalàn' i Jehovah, Ny asan' i Josiasa sisa, ny asa fitiavam-bavaka mifanaraka amin' ny voasoratra ao amin' ny lalàn' ny Tompo, ny asany voalohany sy farany, dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' Israely sy Jodà. Le reste de l' histoire de Josias, les témoignages de sa piété, conformes à tout ce qui est écrit dans la loi de Yahvé,