<-
->

2Tt / 2Tan 5:2 Then Solomon assembled the elders of Israel, and all the heads of the tribes, the chief of the fathers of the children of Israel, unto Jerusalem, to bring up the ark of the covenant of the Lord out of the city of David, which is Zion. Ary tamin' izany dia novorin' i Solomona ny loholon' ny Isiraely sy ny lehiben' ny firenena rehetra, dia ny lohan' ny fianakavian' ny Zanak' isiraely ho any Jerosalema hampakatra ny fiaran' ny faneken' i Jehovah avy any Ziona, Tanànan' i Davida. sy ny lehiben' ny firenena rehetra, dia ny lohan' ny fianakavian' ny Zanak' isiraely ho any Jerosalema hampakatra ny fiaran' ny faneken' i Jehovah avy any Ziona, Tanànan' i Davida. Tamin' izay dia novorin' i Salomona tany Jerosalema ny loholon' Israely sy ny lohan' ny isam-poko rehetra, ary ny loham-pianakavian' ny zanak' Israely, hamindra ny fiaran' ny faneken' ny Tompo avy amin' ny tanànan' i Davida, izany hoe any Siona. Alors Salomon convoqua à Jérusalem les anciens d' Israël, tous les chefs des tribus et les princes des familles israélites, pour faire monter de la Cité de David, qui est Sion, l' arche de l' alliance de Yahvé.