<-
->

2Tt / 2Tan 7:22 And it shall be answered, Because they forsook the Lord God of their fathers, which brought them forth out of the land of Egypt, and laid hold on other gods, and worshipped them, and served them: therefore hath he brought all this evil upon them. Ary hisy hamaly hoe: Satria nahafoy an' i Jehovah, Andriamanitry ny razany, Izay nitondra azy nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta izy ka nikikitra tamin' andriamani-kafa sady niankohoka teo anatrehany sy nanompo azy, koa izany no nampidirany izao loza rehetra izao taminy. Dia hamaly ny olona hanao hoe: Satria izy ireo nahafoy an' ny Tompo Andriamanitry ny razany izay namoaka azy tany amin' ny tany Ejipta, ary nifikitra tamin' andriamani-kafa, niankohoka teo anatrehan' ireny, ary nanompo ireny, ka izany no nampianjerany an' izao loza rehetra izao taminy. Et l' on répondra : "Parce qu' ils ont abandonné Yahvé, le Dieu de leurs pères, qui les avait fait sortir du pays d'Égypte, qu' ils se sont attachés à d' autres dieux et qu' ils leur ont rendu hommage et culte, voilà pourquoi il leur a envoyé tous ces maux". "