<-
->

2Tt / 2Tan 8:11 And Solomon brought up the daughter of Pharaoh out of the city of David unto the house that he had built for her: for he said, My wife shall not dwell in the house of David king of Israel, because the places are holy, whereunto the ark of the Lord hath come. Ary Solomona nitondra ny zanakavavin' i Farao niakatra avy tany an-Tanànan' i Davida ho ao amin' ny trano izay nataony ho azy, fa hoy izy: Ny vadiko tsy mahazo mitoetra ao an-tranon' i Davida, mpanjakan' ny Isiraely, fa masina izay efa nidiran' ny fiaran' i Jehovah. an-Tanànan' i Davida ho ao amin' ny trano izay nataony ho azy, fa hoy izy: Ny vadiko tsy mahazo mitoetra ao an-tranon' i Davida, mpanjakan' ny Isiraely, fa masina izay efa nidiran' ny fiaran' i Jehovah. Nasain' i Salomona niakatra avy any an-tanànan' i Davida, ny zanakavavin' i Faraona, ho ao amin' ny trano nataony ho azy, fa hoy izy: Tsy hitoetra ao an-tranon' i Davida mpanjakan' Israely ny vadiko, satria masina izany fitoerana izany, izay efa nidiran' ny fiaran' Andriamanitra. Salomon fit monter de la Cité de David la fille de Pharaon jusqu'à la maison qu' il lui avait construite. Il disait en effet : " Une femme ne saurait demeurer à cause de moi dans le palais de David, roi d' Israël; ce sont des lieux sacrés où vint l' arche de Yahvé. "