<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 9:11 | And the king made of the algum trees terraces to the house of the |
Ary ny hazo almoga dia nataon' ny mpanjaka ambaratonga mankamin' ny tranon' i Jehovah sy ny lapan' andriana ary nataony lokanga sy valiha ho an' ny mpihira koa; ary tsy mbola nisy hita toy izany teo aloha tamin' ny tanin' ny Joda. | Ka ny hazo santala dia nanaovan' ny mpanjaka arofanina amin' ny tranon' ny Tompo sy ny tranon' ny mpanjaka, ary harpa aman-dokanga ho an' ny mpihira. Tsy mbola nisy nahita hazo toy izany taloha, teo amin' ny tanin' i Jodà. | Le roi fit avec le bois d' algummim des planchers pour le Temple de |