<-
->

2Tt / 2Tan 9:16 And three hundred shields made he of beaten gold: three hundred shekels of gold went to one shield. And the king put them in the house of the forest of Lebanon. Ary nanao ampinga volamena telonjato koa izy tamin' ny volamena voafisaka, ka takela-bolamena sekely telon-jato no napetaka tamin' ny ampinga iray. Dia napetraky ny mpanjaka tao amin' ny trano Alan' i Libanona lreo. ary ampinga madinika telon-jato tamin' ny volamena voatefy, volamena telon-jato sikla avy no lany tamin' ny isan' ampinga, dia napetraky ny mpanjaka tao amin' ilay trano alan' i Libàna ireo. et trois cents petits boucliers d' or battu, sur chacun desquels il appliqua trois cents sicles d' or, et il les déposa dans la galerie de la Forêt du Liban.