<-
->

2Tt / 2Tan 9:20 And all the drinking vessels of king Solomon were of gold, and all the vessels of the house of the forest of Lebanon were of pure gold: none were of silver; it was not any thing accounted of in the days of Solomon. Ary ny fisotroan' i Solomona mpanjaka dia volamena avokoa, ary ny fanaka rehetra tao amin' ny trano Alan' i Libanona koa dia volamena tsara avokoa; tsy nisy volafotsy ireo, fa natao toy ny tsinontsinona izany tamin' ny andron' i Solomona. Volamena avokoa ny kapoaka fisotroan' i Salomona mpanjaka, volamena madio avokoa, ny fana-pihinanana tao amin' ny trano alan' i Libàna. Tsy nisy volafotsy na dia iray aza, fa natao tsinontsinona izany, tamin' ny andron' i Salomona. Tous les vases à boire du roi Salomon étaient en or et tout le mobilier de la Galerie de la Forêt du Liban était en or fin; car on faisait fi de l' argent au temps du roi Salomon.