<-
->

2Tt / 2Tan 9:25 And Solomon had four thousand stalls for horses and chariots, and twelve thousand horsemen; whom he bestowed in the chariot cities, and with the king at Jerusalem. Ary Solomona nanana efi-trano efatra arivo fitoeran' ny soavaly mpitarika kalesy ary soavaly fitaingina roa arivo sy iray alina, izay nataony tao amin' ireo tanàna fitoeran-kalesy sy tao amin' ny mpanjaka tany Jerosalema. mpitarika kalesy ary soavaly fitaingina roa arivo sy iray alina, izay nataony tao amin' ireo tanàna fitoeran-kalesy sy tao amin' ny mpanjaka tany Jerosalema. Nanana fihinanam-bilona efatra arivo Salomona, ho an' ny soavaliny hatao amin' ny kalesiny, ary mpitaingin-tsoavaly roa arivo sy iray alina, izay napetrany tamin' ireo tanàna fitoeran-kalesy ary tao Jerosalema akaikin' ny mpanjaka. Salomon eut quatre mille stalles pour ses chevaux et ses chars, et douze mille chevaux qu' il cantonna dans les villes de chars et près du roi à Jérusalem.