<-
->

Ezr / Esd 10:18 And among the sons of the priests there were found that had taken strange wives: namely, of the sons of Jeshua the son of Jozadak, and his brethren; Maaseiah, and Eliezer, and Jarib, and Gedaliah. Ary ny hita teo amin' ny taranaky ny mpisorona izay efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny dia izao: Ny teo amin' ny taranak' i Jesoa, zanak' i Jozadaka, sy ny rahalahiny dia Mahaseia sy Eliezera sy Jariba ary Gedalia; Tamin' ny taranaky ny mpisorona dia nisy namponina tao aminy vehivavy hafa firenena. Tamin' ny taranak' i Josoe zanak' i Josedeka mbamin' ireo rahalahiny: Maasiasa, Eliezera, Jariba, ary Godoliasa: Parmi les prêtres, voici ceux que l' on trouva avoir épousé des femmes étrangères : parmi les fils de Josué, fils de Yoçadaq, et parmi ses frères : Maaséya, Eliézer, Yarib et Gedalya;