<-
->

Ezr / Esd 10:9 Then all the men of Judah and Benjamin gathered themselves together unto Jerusalem within three days. It was the ninth month, on the twentieth day of the month; and all the people sat in the street of the house of God, trembling because of this matter, and for the great rain. Ary nony tamin' ny andro fahatelo dia vory tany Jerosalema ny lehilahy rehetra tamin' ny Joda sy ny Benjamina, dia tamin' ny andro faharoa-polo tamin' ny volana fahasivy; ary nipetraka teo an-kalalahana akaikin' ny tranon' Andriamanitra ny olona rehetra ka nangovitra noho izany zavatra izany sy noho ny ranonorana be. Tao anatin' ny hateloan' andro dia vory tao Jerosalema ny lehilahy rehetra amin' i Jodà sy Benjamina; andro faharoapolon' ny volana fahasivy tamin' izay. Nipetraka teo amin' ny kianjan' ny tranon' Andriamanitra avokoa ny vahoaka rehetra, samy nangovitra noho ity toe-draharaha, sady avy koa ny orana. Tous les hommes de Juda et de Benjamin s' assemblèrent donc à Jérusalem dans les trois jours : ce fut le neuvième mois, au vingtième jour du mois; tout le peuple s' installa sur la place du Temple de Dieu, tremblant à cause de cette affaire et parce qu' il pleuvait à verse.