<-
->

Ezr / Esd 2:1 Now these are the children of the province that went up out of the captivity, of those which had been carried away, whom Nebuchadnezzar the king of Babylon had carried away unto Babylon, and came again unto Jerusalem and Judah, every one unto his city; Ary izao no olona amin' izany tany izany izay niakatra avy amin' ny fahababoana, izay nobaboin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, ka nentiny ho any Babylona, ary niverina ho any Jerosalema sy Joda, samy ho any an-tanànany avy, Ireto ny olona ambanivohitra niverina avy amin' izay nanaovana sesi-tany azy, dia izay nentin' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona ho any Babilona, ka niverina ho any Jerosalema sy Jodà, samy ho any an-tanànany avy; Voici les gens de la province qui revinrent de la captivité et de l' exil, ceux que Nabuchodonosor, roi de Babylone, avait déportés à Babylone; ils retournèrent à Jérusalem et en Juda, chacun dans sa ville.