<-
->

Ezr / Esd 2:68 And some of the chief of the fathers, when they came to the house of the Lord which is at Jerusalem, offered freely for the house of God to set it up in his place: Ary ny sasany tamin' ny lohan' ny fianakaviana, rehefa tonga tao an-tranon' i Jehovah tany Jerosalema, dia nanatitra tamin' ny sitrapo hananganana ny tranon' Andriamanitra eo amin' ilay efa niorenany. Nony vao tonga tao amin' ny tranon' ny Tompo, tany Jerosalema, dia maro tamin' ny loham-pianakaviana no nanome fanatitra an-tsitra-po ho an' ny tranon' Andriamanitra, mba hananganana azy eo amin' ilay nitoerany indray. Un certain nombre de chefs de famille, en arrivant au Temple de Yahvé qui est à Jérusalem, firent des offrandes de dévotion pour le Temple de Dieu, afin qu' on le rétablît en son site.