<-
->

Ezr / Esd 4:1 Now when the adversaries of Judah and Benjamin heard that the children of the captivity builded the temple unto the Lord God of Israel; Ary nony ren' ny fahavalon' ny Joda sy ny Benjamina fa ireo efa nody avy tamin' ny fahababoana dia efa manao tempoly ho an' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Nony ren' ny fahavalon' i Jodà sy Benjamina fa hoe manao tempoly ho an' ny Tompo Andriamanitr' Israely, ny zanaky ny fahababoana, Mais lorsque les ennemis de Juda et de Benjamin apprirent que les exilés construisaient un sanctuaire à Yahvé, le Dieu d' Israël,