<-
->

Ezr / Esd 4:12 Be it known unto the king, that the Jews which came up from thee to us are come unto Jerusalem, building the rebellious and the bad city, and have set up the walls thereof, and joined the foundations. Aoka ho fantatry ny mpanjaka fa ny Jiosy, izay niakatra avy tany aminao hankatý aminay, dia efa tonga any Jerosalema ka manamboatra ilay tanàna fikomiana sady ratsy, dia mahavita ny mandany izy izao ary manamboatra ny fanorenany koa. Aoka ho fantatry ny mpanjaka, fa ny Jody avy any aminao, nankaty aminay, dia tonga taty Jerosalema, ka nanamboatra ilay tanàna fikomiana sady ratsy ka efa manao ny mandany sy manamboatra ny fototra izy izao. le roi doit être informé que les Juifs, montés de chez toi vers nous, et venus à Jérusalem, sont en train de rebâtir la ville rebelle et perverse; ils commencent à restaurer les remparts et ils creusent les fondations.