<-
->

Ezr / Esd 4:17 Then sent the king an answer unto Rehum the chancellor, and to Shimshai the scribe, and to the rest of their companions that dwell in Samaria, and unto the rest beyond the river, Peace, and at such a time. Dia nampitondrain' ny mpanjaka ny valiny ho any amin-dRehoma mpanolo-tsaina sy Simsay mpanoratra mbamin' ny namany sisa izay nonina tany Samaria sy tany amin' ny tanàna sasany an-dafin' ny ony, nanao hoe: Fiadanana ..... Izao no valy nalefan' ny mpanjaka ho an-dRehoma governora, Samsaì mpanoratra, mbamin' ny namany sisa, monina ao Samaria sy amin' ny tanàna hafa any an-dafin' ny ony: Arahaba, etc. Le roi envoya cette réponse "A Rehum, gouverneur, à Shimshaï, secrétaire, et à leurs autres collègues, résidant à Samarie et ailleurs, en Transeuphratène, paix! Maintenant donc