<-
->

Ezr / Esd 4:2 Then they came to Zerubbabel, and to the chief of the fathers, and said unto them, Let us build with you: for we seek your God, as ye do; and we do sacrifice unto him since the days of Esarhaddon king of Assur, which brought us up hither. dia nanatona an' i Zerobabela sy ny lohan' ny fianakaviana izy ka nanao taminy hoe: Aoka mba hiara-manao aminareo izahay, fa mitady an' Andriamanitrareo tahaka anareo ihany koa izahay, ary ho Azy no namonoanay zavatra hatao fanatitra hatramin' ny andron' i Esara-hadona, mpanjakan' i Asyria, izay efa nampakatra anay ho atý. dia nanatona an' i Zorobabela sy ny loham-pianakaviana izy, ka nanao taminy hoe: Aoka mba hiara-manao aminareo izahay, fa manaja ny Andriamanitrareo tahaka anareo ihany, sady manatitra sorona ho azy hatramin' ny andron' i Asarhadona mpanjakan' i Asiria, izay nampiakatra anay ho aty. ils s' en vinrent trouver Zorobabel, Josué et les chefs de famille et leur dirent : "Nous voulons bâtir avec vous, car, comme vous, nous cherchons votre Dieu et lui sacrifions depuis le temps d' Asarhaddon, roi d' Assur, qui nous amena ici."