<-
->

Ezr / Esd 4:20 There have been mighty kings also over Jerusalem, which have ruled over all countries beyond the river; and toll, tribute, and custom, was paid unto them. Ary efa nisy mpanjaka mahery izay nanjaka tany Jerosalema nanapaka ny tany rehetra any an-dafin' ny ony ka nandoavana hetra sy haba ary sara. Efa nisy mpanjaka mahery tany Jerosalema, nanapaka ny tany rehetra any an-dafin' ny ony, sady nandoavana hetra, haba, sara. Des rois puissants ont régné à Jérusalem, qui dominèrent toute la Transeuphratène : on leur payait impôt, contributions et droits de passage.