<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 5:14 | And the vessels also of gold and silver of the house of |
Ary ny fanaka volamena sy volafotsy momba ny tranon' Andriamanitra, izay efa nalain' i Nebokadnezara tao amin' ny tempoly tany Jerosalema ka nentiny ho any amin' ny tempoly any Babylona, dia nalain' i Kyrosy mpanjaka tao amin' ny tempoly any Babylona ka natolotra tamin' ny anankiray atao hoe Sesbazara, izay efa notendreny ho governora; | Ary ny fanaka volamena sy volafotsin' ny tranon' Andriamanitra izay nalain' i Nabokodonozora tany Jerosalema ka nentiny ho ao amin' ny tempolin' i Babilona, dia natolotra an' ilay atao hoe Sasabasara, notendreny ho governora, | en outre, les ustensiles d' or et d' argent du Temple de |